- Fa hoy Jesosy taminy: Hainao hoe? Ny zavatra rehetra dia hain'ny mino.
- Ary rehefa tafapetraka Jesosy, dia niantso ny roa ambin'ny folo lahy Izy ka nanao taminy hoe: Raha misy te-ho voalohany, dia hatao farany amin'izy rehetra sy ho mpanompo'izy rehetra izy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Fahagagana
Fa Jesosy nijery azy...
Fahasitranana
Fa hoy Jesosy taminy...
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny lalan'ny teni-vavolombelonao no ifaliako,Tahaka ny ifaliako amin'ny harena rehetra.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Aoka tsy handao anao ny famindram-po sy ny fahamarinana;Afehezo eo am-bozonao izany,
Ary soraty ao amin'ny fonao tahaka ny amin'ny vato fisaka,
Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara
Eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ianao.Andinin-teny manaraka !
