Koa amin'izany mivavaha toy izao ianareo:
Rainay Izay any an-danitra,
hohamasinina anie ny anaranao.
Ho tonga anie ny fanjakanao.
Hatao anie ny sitraponao
etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra.
Rainay Izay any an-danitra,
hohamasinina anie ny anaranao.
Ho tonga anie ny fanjakanao.
Hatao anie ny sitraponao
etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Ray
Tahaka ny fiantràn'ny ray...
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Izao tontolo izao
Aza tia izao tontolo...
Lanitra
Fa ny tenan'ny Tompo...
Fanjakana
Moa tsy fantatrareo va...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa na aiza na aiza no iangonan'ny roa na telo amin'ny anarako, dia ao afovoany Aho.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Mitadiava an'i Jehovah sy ny heriny,Katsaho mandrakariva ny tavany.Andinin-teny manaraka !