Jehovah ô, sitrano aho, dia ho sitrana;
Vonjeo aho, dia ho voavonjy;
Fa Hianao no fiderako.
Vonjeo aho, dia ho voavonjy;
Fa Hianao no fiderako.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Aretina
Misy marary va eo...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fahasitranana
Fa hoy Jesosy taminy...
Famonjena
Ary tsy misy famonjena...
Filaminana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ka dia maneke an Andriamanitra ianareo; ary manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Andriamanitra no aro sy hery ho antsika;Mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriana Izy.Andinin-teny manaraka !