
- Soa ny teny aloaky ny vavan'ny hendry;
fa ny molotry ny adala kosa mitelina ny tenany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay, na dia tsy mbola hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin'ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra, mandray ny anton'ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Inona no hiarovan'ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto?Ny fitandremana araka ny teninao.Andinin-teny manaraka !