Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Fiadanana
Hitahy anao anie Jehovah...
Ray
Tahaka ny fiantràn'ny ray...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Hamindra fo amintsika indray IzyKa hanitsakitsaka ny fahotantsika,
Eny, harianao ho any amin'ny ranomasina lalina ny fahotany rehetra.