Ary noho ny fitahian'Andriamanitra ahy dia mbola maharitra mandraka androany aho ka manambara na amin'ny kely na amin'ny lehibe, ary tsy milaza na inona na inona afa-tsy izay nolazain'ny mpaminany sy Mosesy fa ho avy, fa Kristy tsy maintsy mijaly ary ho voalohany hitsangana amin'ny maty ka hitory fahazavana amin'ny olona Isiraely sy amin'ny jentilisa.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitoriana ny Filazantsara
Fa izao no nandidian'ny...
Fijaliana
Ary tsy izany ihany...
Fitsanganana amin'ny maty
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Mpamonjy
Izao no fitiavana: tsy...
Mesia
Ary hoy Jesosy taminy...
Fahazavana
Mitsangàna, mihazavà, fa tonga...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa tanteraka amin'ny teny iray ihany ny lalàna rehetra, dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;
Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana.Andinin-teny manaraka !