DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Romana 12:16

Miraisa saina. Aza mihevitra izay hiavonavonana, fa aoka mba ho zatra amin'ny fietrena ianareo. Aza manao ny tenanareo ho hendry.
Romana 12:16 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ny tsara no tadiavo, fa aza ny ratsy,
mba ho velona ianareo;
Ka dia homba anareo Jehovah, Andriamanitry ny maro,
araka izay efa nolazainareo.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra. Ary ny fiadanan'Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kristy Jesosy.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana