- Satria tsy misy nofo hohamarinina amin'ny asan'ny lalàna eo anatrehany; fa ny lalàna no ahazoana ny fahalalana marina ny amin'ny ota.
- Fa ankehitriny dia efa naharihary ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra, tsy amin'ny lalàna anefa, fa ambaran'ny lalàna sy ny mpaminany, dia ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra amin'ny finoana an'i Jesosy Kristy ho an'izay rehetra mino; fa tsy misy hafa.
- Fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin'Andriamanitra, nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Faminaniana
Fantaro ny zavatra rehetra...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay nasehonareo ho voninahitry ny anarany, raha nanompo ny olona masina ianareo sady mbola manompo ihany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy:Fa mandrakizay ny famindram-pony.Andinin-teny manaraka !
