- Koa amin'izany dia tsy manan-kalahatra ianao, ralehilahy, na zovy na zovy ianao izay mitsara; fa izay itsaranao ny sasany no anamelohanao ny tenanao koa, fa ianao izay mitsara aza dia mba manao izany ihany koa.
- Izay hamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.
- Ho an'izay maharitra manao soa mandrakariva ka mitady voninahitra sy laza ary tsi-fahafatesana, dia fiainana mandrakizay.
- Fa izay nanota tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana ny lalàna; fa izay nanota nanana ny lalàna kosa dia hotsaraina araka ny lalàna.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fitsarana
Koa amin'izany dia tsy...
Manaraka
Ary ny faharoa dia...
Valisoa
Ary na inona na...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Mitady
Ary hitady Ahy ianareo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Andriamanitra, rehefa nanangana ny Mpanompony, dia naniraka Azy ho aminareo voalohany, mitahy anareo amin'ny fialanareo rehetra amin'ny faharatsianareo isam-batan'olona.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fanilon'ny tongotroSy fanazavana ny lalako ny teninao.Andinin-teny manaraka !
