
- Jehovah no hahatanteraka ny amiko;
Jehovah ô, mandrakizay ny famindram-ponao;
Aza mahafoy ny asan'ny tananao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Filaminana
Fa mahatoky ny Tompo...
Mahatoky
Ny famindram-pon'i Jehovah no...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Anaka, tandremo ny didin-drainao,Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao.Andinin-teny manaraka !