- Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô, no sitrako;
ary ny lalanao no ato anatiko. - Hianao, Jehovah ô, aza miaro ny antranao tsy ho amiko;
aoka ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao hiaro ahy mandrakariva.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Anaka, arovy ny tenanareo amin'ny sampy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ankino amin'i Jehovah ny asanao,Dia ho lavorary izay kasainao.Andinin-teny manaraka !
