
- Mandrenesa ny fivavako Jehovah ô,
ary mihainoa ny fitarainako;
aza mangina amin'ny ranomasoko
fa vahiny aminao aho
sy mpivahiny tahaka ny razako rehetra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fisaonana
Mitaraina ny marina, ary...
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an'i Jehovah.Haleloia.Andinin-teny manaraka !