Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô,
Dia handeha amin'ny fahamarinanao aho;
Ampiraiso ny foko hatahotra ny anaranao.
Dia handeha amin'ny fahamarinanao aho;
Ampiraiso ny foko hatahotra ny anaranao.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mianatra
Hanome saina anao sy...
Fahamarinana
Izay mandeha tsy misy...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Fanajana
Ny fankahalana ny ratsy...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary Anao koa, ry Tompo ô, ny famindram-po,fa Hianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.