- Fa Hianao, Tompo ô, no tsara sady mamela heloka
Ary be famindram-po amin'izay rehetra miantso Anao. - Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô,
Dia handeha amin'ny fahamarinanao aho;
Ampiraiso ny foko hatahotra ny anaranao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Mianatra
Hanome saina anao sy...
Fahamarinana
Izay mandeha tsy misy...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho;hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho.Andinin-teny manaraka !
