Aoka hohazonintsika mafy ny fanekena ny fanantenana mba tsy hihozongozonany (fa mahatoky Ilay efa nanao ny teny fikasana).

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Manaiky
Na iza na iza...
Fampanantenana
Aza matahotra ianao, fa...
Mahatoky
Ny famindram-pon'i Jehovah no...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Anaka, aoka tsy ho tia amin'ny teny na amin'ny lela isika, fa amin'ny asa sy amin'ny marina.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fitahian'i Jehovah no mampanan-karena,Ary tsy azon'ny fisasarana ampiana izany.Andinin-teny manaraka !