- Fa ny fanatitra iray ihany no efa nahatanterahany ho mandrakizay izay olona hamasinina.
- Aoka hohazonintsika mafy ny fanekena ny fanantenana mba tsy hihozongozonany (fa mahatoky Ilay efa nanao ny teny fikasana).
- Ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara; aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro.
- Fa tokony hanana faharetana ianareo raha hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fampanantenana
Aza matahotra ianao, fa...
Sorona
Tsy misy manana fitiavana...
Fahamasinana
Koa raha manana ireo...
Fanadiovana
Koa raha manana ireo...
Fanahy Masina
Ary ny Tompo izany...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay mandehandeha manaratsy dia manambara ny hevitra afenina;Fa ny olona mahatoky tsy mba tia lazalaza.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko?ary nahoana no mitoloko ato anatiko ianao?
Manantenà an'Andriamanitra,
fa mbola hidera Azy ihany aho,
Izy no famonjena ny tavako sady Andriamanitro.Andinin-teny manaraka !
