- Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita.
- Fa raha tsy amin'ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an'Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady Mpamaly soa izay mazoto mitady Azy.
- Ary na Saraha aza, dia finoana koa no nandraisany hery hanan'anaka, rehefa nitsaha-jaza izy, satria nataony fa mahatoky Ilay efa nanome ny teny fikasana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Valisoa
Ary na inona na...
Fahamarinana
Izay mandeha tsy misy...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Mitady
Ary hitady Ahy ianareo...