DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Salamo 86:5

Fa Hianao, Tompo ô, no tsara sady mamela heloka
Ary be famindram-po amin'izay rehetra miantso Anao.
Salamo 86:5 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ary Andriamanitra nitahy ny andro fahafito sy nanamasina azy, satria tamin'izany no nitsaharan'Andriamanitra tamin'ny asany rehetra izay noforoniny tamin'ny nanaovany azy.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Fa ianao kosa, raha mivavaka, dia midìra ao amin'ny efi-tranonao, ka rehefa voarindrinao ny varavaranao, dia mivavaha amin'ny Rainao, Izay ao amin'ny mangingina; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina no hamaly anao.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana