DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Salamo 84:10

Fa ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo;
aleoko mipetraka eo amin'ny tokonam-baravaran'ny tranon'Andriamanitra,
toy izay mitoetra ao an-dain'ny ratsy fanahy.
Salamo 84:10 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Hianao, Jehovah ô, aza miaro ny antranao tsy ho amiko;
aoka ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao hiaro ahy mandrakariva.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Miverena, ka lazao amin'i Hezekia, mpanapaka ny oloko, hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitr'i Davida rainao: Efa nohenoiko ny fitarainanao, ary efa hitako ny ranomasonao; indro, hahasitrana anao Aho, ka raha afaka ampitso dia hiakatra ho ao an-tranon'i Jehovah ianao.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana