- Ny mitoetra ao amin'ny fierena izay an'ny Avo Indrindra
Dia monina eo ambanin'ny aloky ny Tsitoha.
Izaho hilaza an'i Jehovah hoe:
Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy
Ary Andriamanitro, Izay hitokiako. - Ny volon'elany no anaronany anao,
Ary ao ambanin'ny elany no hialofanao;
Ho ampinga kely sy ampinga lehibe ny fahamarinany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Filaminana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Fitsaharana
Mankanesa atỳ amiko, ianareo...
Andriamanitra lehibe
Anao, Jehovah ô, ny...
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Tsy eranambatry va no vidin'ny tsintsina dimy? nefa tsy misy hadinoina eo anatrehan'Andriamanitra ireny na dia iray akory aza. Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Raha be ny ahiahy ato anatikoDia mampifaly ny fanahiko ny fampiononanao.Andinin-teny manaraka !
