- Fony tsy mbola ary ny tendrombohitra,
Na voaforonao ny tany sy izao rehetra izao,
Dia Andriamanitra Hianao hatramin'ny taloha indrindra ka mandrakizay. - Fa eo imasonao ny arivo taona dia toy ny fandalon'ny omaly,
Ary tahaka ny fotoam-piambenana iray amin'ny alina. - Mampianara anay hanisa ny andronay,
Hahazoanay fo hendry. - Ary aoka ho aminay ny fahasoavan'ny Tompo Andriamanitray;
Ary ampitoero aminay ny asan'ny tananay;
Eny, ny asan'ny tananay, ampitoero izy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Famoroana izao tontolo izao
Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Fandrindrana
Ankino amin'i Jehovah ny...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin'ny olona rehetra.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Raha be ny ahiahy ato anatikoDia mampifaly ny fanahiko ny fampiononanao.Andinin-teny manaraka !
