- Fa tahaka ny tena iray ihany, anefa maro no momba ny tena, ary ireo rehetra momba ny tena ireo, na dia maro aza, dia tena iray ihany, dia tahaka izany koa Kristy.
- Fa Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray, na Jiosy an jentilisa, na andevo na tsy andevo; ary isika rehetra dia efa nampisotroina ny Fanahy iray.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Vatana
Ahoana ary? Moa tsy...
Fiaraha-monina
Ary aoka isika hifampandinika...
Fiangonana
Ary aoka isika hifampandinika...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Batisa
Fa ianareo rehetra dia...
Fanahy
Ary ny Tompo izany...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Sambatra izay olona mahita fahendrenaSy izay olona mahazo fahalalana.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hotahina izay olona matoky an'i Jehovah,dia izay manana an'i Jehovah ho tokiny.
Fa ho toy ny hazo ambolena eo amoron-drano izy,
izay mamaka eo anilan'ny rano mandeha,
ka tsy hatahotra, na dia avy aza ny hainandro,
sady ho maitso ny raviny,
ka tsy hanahy izy, na dia mihantona aza ny andro,
fa tsy hitsahatra ny famoany.Andinin-teny manaraka !
