
- Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Fahasitranana
Fa hoy Jesosy taminy...
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Famerim-berenana
Raha ny oloko izay...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa mahitsy ny tenin'i Jehovah,ary ny asany rehetra dia mahatoky avokoa.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa;Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery;
Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra;
Handeha izy, nefa tsy ho reraka.Andinin-teny manaraka !