- 2 Tantara 1
- 2 Tantara 2
- 2 Tantara 3
- 2 Tantara 4
- 2 Tantara 5
- 2 Tantara 6
- 2 Tantara 7
- 2 Tantara 8
- 2 Tantara 9
- 2 Tantara 10
- 2 Tantara 11
- 2 Tantara 12
- 2 Tantara 13
- 2 Tantara 14
- 2 Tantara 15
- 2 Tantara 16
- 2 Tantara 17
- 2 Tantara 18
- 2 Tantara 19
- 2 Tantara 20
- 2 Tantara 21
- 2 Tantara 22
- 2 Tantara 23
- 2 Tantara 24
- 2 Tantara 25
- 2 Tantara 26
- 2 Tantara 27
- 2 Tantara 28
- 2 Tantara 29
- 2 Tantara 30
- 2 Tantara 31
- 2 Tantara 32
- 2 Tantara 33
- 2 Tantara 34
- 2 Tantara 35
- 2 Tantara 36
- Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny.
- Fa miantra sy mamindra fo Jehovah Andriamanitrareo, ary tsy mba hiamboho anareo Izy, raha miverina aminy ianareo.
- Jehovah momba anareo, raha ianareo momba Azy; ary raha mitady Azy kosa ianareo, dia hahita Azy; fa raha mahafoy Azy ianareo, dia hahafoy anareo Izy.
- Koa aoka ho ao aminareo ny tahotra an'i Jehovah; tandremo ka ataovy izany, fa tsy mba misy heloka amin'i Jehovah Andriamanitsika, na fizahan-tavan'olona, na fandraisana kolikoly.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Famerim-berenana
Raha ny oloko izay...
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Fahasitranana
Fa hoy Jesosy taminy...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary mananatra anareo aho, ry rahalahy, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiray teny ianareo rehetra, ka tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa mba ho tafakambana tsara ianareo hiray saina sy hevitra.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa;Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery;
Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra;
Handeha izy, nefa tsy ho reraka.Andinin-teny manaraka !
