- 1 Tantara 1
- 1 Tantara 2
- 1 Tantara 3
- 1 Tantara 4
- 1 Tantara 5
- 1 Tantara 6
- 1 Tantara 7
- 1 Tantara 8
- 1 Tantara 9
- 1 Tantara 10
- 1 Tantara 11
- 1 Tantara 12
- 1 Tantara 13
- 1 Tantara 14
- 1 Tantara 15
- 1 Tantara 16
- 1 Tantara 17
- 1 Tantara 18
- 1 Tantara 19
- 1 Tantara 20
- 1 Tantara 21
- 1 Tantara 22
- 1 Tantara 23
- 1 Tantara 24
- 1 Tantara 25
- 1 Tantara 26
- 1 Tantara 27
- 1 Tantara 28
- 1 Tantara 29
- Fa zinona moa aho, ary zinona moa ny oloko, no ahazoanay hery hanatitra toy izao? Fa avy aminao ny zavatra rehetra, ary avy tamin'ny Anao ihany no nanomezanay Anao.
- Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy:
Fa mandrakizay ny famindram-pony. - Anao, Jehovah ô, ny fahalehibiazana sy ny hery sy ny voninahitra sy ny famirapiratana ary ny fiandrianana, dia izay rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany; Anao ny fanjakana, Jehovah ô, ary Anao ny fisandratana ho Lohany ambonin'izy rehetra.
- Mitadiava an'i Jehovah sy ny heriny,
Katsaho mandrakariva ny tavany. - Avy aminao ny harena sy ny voninahitra, ary Hianao no manjaka amin'izao rehetra izao; eo an-tananao ny hery sy ny tanjaka, ka eo an-tananao koa ny mampahalehibe sy ny mampahatanjaka izao rehetra izao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Tanjaka
Aza matahotra ianao, fa...
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Andriamanitra lehibe
Anao, Jehovah ô, ny...
Manomeza
Aoka ny olona rehetra...
Fiankinan-doha
Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Iza ary izao Mpanjakan'ny voninahitra izao?Jehovah, Tompon'ny maro,
Izy no Mpanjakan'ny voninahitra.