- Mitadiava an'i Jehovah sy ny heriny,
Katsaho mandrakariva ny tavany. - Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy:
Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Tanjaka
Aza matahotra ianao, fa...
Mitady
Ary hitady Ahy ianareo...
Manodidina
Jehovah momba anareo, raha...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fankasitrahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Tsarovy ny antranao sy ny indrafonao, Jehovah ô,fa hatrizay hatrizay ireny.
Aza ny fahotan'ny fahatanorako,
na ny ratsy nataoko, no tsarovanao;
fa aoka ho araka ny famindram-ponao no hahatsiarovanao ahy,
noho ny fahasoavanao Jehovah ô.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko;Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.Andinin-teny manaraka !
