Fa mba hanaraka ny marina amin'ny fitiavana ka hitombo amin'ny ny zavatra rehetra ho amin'izay Loha, dia Kristy.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fahamarinana
Izay mandeha tsy misy...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fiangonana
Ary aoka isika hifampandinika...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa efa nahita fitia tamin'Andriamanitra ianao. Ary, indro, hitoe-jaza ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany dia hataonao hoe Jesosy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Be saina izay mahatsindry fo;Fa ny malaky tezitra mampiseho ny fahadalany.Andinin-teny manaraka !