DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

12 Jolay 2017

Salamo 116:1-2 - MG1865
Izaho tia an'i Jehovah, satria efa nandre
Ny feon'ny fifonako Izy.
Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy,
Dia hiantso aho, raha mbola velona koa.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Dia hanan-karena amin'ny zavatra rehetra ianareo ka handroso amin'ny hitsim-po, izay mahatonga ny fisaoranay an'Andriamanitra.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Mazotoa, fa aza malaina, ary aoka hafana fo amin'ny fanompoana ny Tompo.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana