
Ary izao zavatra ary rehetra izao, na izay any an-danitra, na izay etỳ ambonin'ny tany sy any ambanin'ny tany, na izay any an-dranomasina mbamin'izay rehetra ao anatiny, dia reko samy nanao hoe: Ho an'ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana sy ho an'ny Zanak'ondry anie ny saotra sy ny haja sy ny voninahitra ary ny fanjakana mandrakizay mandrakizay.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Famoroana izao tontolo izao
Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fankasitrahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa hoy ilay zatovo taminy: Aza talanjona; mitady an'i Jesosy avy any Nazareta, Izay nohomboana tamin'ny hazo fijaliana, ianareo; efa nitsangana Izy; tsy ato Izy; jereo fa teo no nametrahany Azy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy,Dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.Andinin-teny manaraka !