
Ary ny Tompo anie hanitsy lalana ny fonareo ho amin'ny fitiavana an'Andriamanitra sy ho amin'ny faharetan'i Kristy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fiovana
Fa isika rehetra kosa...
Fanarahana
Fa ny lalana rehetra...
Mahatoky
Ny famindram-pon'i Jehovah no...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ao an-tranon'ny Raiko misy fitoerana maro; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo Aho; fa handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah Andriamanitrao no ao aminao,Mahery Izy ka hamonjy;
Hiravoravo anao amin'ny fifaliana Izy;
Ho sondriana amin'ny fitiavany Izy;
Hifaly anao amin'ny fihobiana Izy.Andinin-teny manaraka !