
Manaraha an'i Jehovah Andriamanitrareo, ka aoka Izy no hatahoranareo, ary ny didiny no hotandremanareo, ary ny feony no hohenoinareo, ary aoka Izy no hotompoinareo sy hifikiranareo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanajana
Ny fankahalana ny ratsy...
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Fanarahana
Fa ny lalana rehetra...
Sampy
Anaka, arovy ny tenanareo...
Fanompoana
Koa amin'izany, ry rahalahy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo, fa tezao amin'ny famaizana sy ny fananaran'ny Tompo izy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho;Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy;
Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may,
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo.Andinin-teny manaraka !