
Ataon'ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany;
Fa Jehovah ihany no Mpandanja ny fo.
Fa Jehovah ihany no Mpandanja ny fo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fitsarana
Koa amin'izany dia tsy...
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Eritreritra
Diniho aho, Andriamanitra ô...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa ho amin'izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa Izaho Jehovah Andriamanitraono mitantana ny tananao ankavanana,
dia ilay manao aminao hoe:
Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao.Andinin-teny manaraka !