
Miverena ianareo hihaino ny fananarako;
Indro, haidiko aminareo ny fanahiko,
Ary hampahafantariko anareo ny teniko.
Indro, haidiko aminareo ny fanahiko,
Ary hampahafantariko anareo ny teniko.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Famerim-berenana
Raha ny oloko izay...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fanahy
Ary ny Tompo izany...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Na dia mandra-pahantitrareo aza, dia tsy miova Aho, ary mandra-pahafotsy volonareo, dia Izaho ihany no hisahirana mitondra anareo. Izaho no nanao, ka Izaho ihany no hitrotro, eny, izaho no hitondra sy hanafaka.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy,Dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.Andinin-teny manaraka !