DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

10 Septambra 2024

Ohabolana 18:21 - MG1865
Ny mahafaty sy ny mahavelona samy hain'ny lela,
Koa izay manarana azy dia hihinana ny vokany.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ary Jehovah ho Mpanjakan'ny tany rehetra; amin'izany andro izany dia iray no Jehovah, sady iray no anarany.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Fa efa miseho ny fahasoavan'Andriamanitra, izay famonjena ny olona rehetra, mampianatra antsika handà izay toe-panahy tsy araka an'Andriamanitra sy ny filan'izao tontolo izao ary ho velona amin'ny onony sy ny marina ary ny toe-panahy araka an'Andriamanitra amin'izao fiainana ankehitriny izao.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana