DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

6 Oktobra 2025

Jakoba 4:17 - MG1865
Koa izay mahalala hanao soa, nefa tsy manao, dia heloka ho azy izany.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Aza mialona ny olon-dozabe,
Na mifidy izay lalany akory,
Satria fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny maniasia,
Fa ao amin'ny marina kosa ny fisakaizany.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? ka tsy tompon'ny tenanareo ianareo. Fa olom-boavidy ianareo, koa dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana