
Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome antsika ny fandresena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fankasitrahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fandresena
Izany teny izany efa...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary nantsoiny hanatona Azy ny vahoaka mbamin'ny mpianany, dia hoy Izy taminy: Raha misy ta-hanaraka Ahy, dia aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazo fijaliany ka hanaraka Ahy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay manafina ny fahotany tsy hambinina;Fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindram-po.Andinin-teny manaraka !