
Ny molotry ny marina mahalala izay ankasitrahana;
Fa ny vavan'ny ratsy fanahy dia feno fitaka.
Fa ny vavan'ny ratsy fanahy dia feno fitaka.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahamarinana
Izay mandeha tsy misy...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Lainga
Fahavetavetana eo imason'i Jehovah...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny Tsitoha, tsy mahita Azy isika; Izay lehibe amin'ny hery sy ny fitsarana mbamin'ny fahamarinana tanteraka dia tsy mba mampahory.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fitahian'i Jehovah no mampanan-karena,Ary tsy azon'ny fisasarana ampiana izany.Andinin-teny manaraka !