
Ny fo ravoravo mahasalama tsara;
Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.
Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahasitranana
Fa hoy Jesosy taminy...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Aretina
Misy marary va eo...
Fahalemena
Koa dia finaritra aho...
Fahasalamana
Fa manompoa an'i Jehovah...
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary raiso ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny mitoetra ao amin'ny fierena izay an'ny Avo IndrindraDia monina eo ambanin'ny aloky ny Tsitoha.
Izaho hilaza an'i Jehovah hoe:
Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy
Ary Andriamanitro, Izay hitokiako.Andinin-teny manaraka !