
Tsy nisy nahita an'Andriamanitra na oviana na oviana; fa ny Zanakalahy Tokana, Izay ao an-tratran'ny Ray, Izy no nanambara Azy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Ray
Tahaka ny fiantràn'ny ray...
Manodidina
Jehovah momba anareo, raha...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Tao an-katerena no niantsoako an'i Jehovah;Dia namaly ahy Jehovah ka nampahalalaka ahy.