
Mba homen'Andriamanitr'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny voninahitra, ho anareo ny fanahin'ny fahendrena sy ny fanambarana amin'ny fahalalana Azy tsara.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanahy
Ary ny Tompo izany...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Misy lalana ataon'ny olona ho mahitsy,Kanjo lalana mivarina any amin'ny fahafatesana no iafarany.