DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Amosa 3:7

Tsy manao na inona na inona tokoa Jehovah Tompo,
raha tsy milaza ny heviny amin'ny mpaminany mpanompony.
Amosa 3:7 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ary aoka samy halemy fanahy amin'ny namany avy ianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka, tahaka ny namelan'Andriamanitra ny helokareo ao amin'i Kristy.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra, Izay mampionona anay amin'ny fahorianay rehetra mba hahaizanay mampionona izay rehetra mitondra fahoriana kosa, anin'ny fampiononana izay ampiononan'Andriamanitra anay.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana