DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Deotoronomia 14:9-10

Ary amin'izay rehetra ao anatin'ny rano dia izao no ho fihinanareo: izay rehetra misy vombony sy kirany no ho fihinanareo; fa izay rehetra tsy misy vombony sy kirany kosa dia tsy ho fihinanareo; maloto aminareo izy.
Deotoronomia 14:9-10 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ary aoka ny fitsarana hanalonalona toy ny rano,
ary ny fahamarinana toy ny renirano tsy mety ritra.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy,
Dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.
Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana