
- Raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio, dia hasandratr'i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin'ny firenena rehetra amin'ny tany ianao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ho avy tahaka ny ranonorana ny fampianarako,Ary hilatsaka tahaka ny ando ny teniko,
Sy tahaka ny erika amin'ny ahi-maitso
Ary ny ranonorana amin'ny anana.