Ary mba hampahiratina ny mason'ny sainareo, mba ho fantatrareo izay fanantenana avy amin'ny fiantsoany sy izay haren'ny voninahitry ny lovany eo amin'ny olona masina.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Fahazoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Fahazavana
Mitsangàna, mihazavà, fa tonga...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ry olombelona, efa naseho anao izay tsaraSy izay ilain'i Jehovah aminao,
Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po
Ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena.