
- Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tsy hisy hajanona ela intsony ny teniko; fa ny teny izay lazaiko dia hotanterahiko, hoy Jehovah Tompo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy,ka hitsangana any am-parany eo ambonin'ny vovoka Izy.