Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra. Ary ny fiadanan'Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kristy Jesosy.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fankasitrahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Ahiahy
Aza manahy na inona...
Tahotra
Aza matahotra ianao, fa...
Fiadanana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Hianao, Jehovah ô, aza miaro ny antranao tsy ho amiko;aoka ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao hiaro ahy mandrakariva.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fitahian'i Jehovah no mampanan-karena,Ary tsy azon'ny fisasarana ampiana izany.Andinin-teny manaraka !