Fa sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahavoahombo izao tontolo izao tamin'ny hazo fijaliana, raha ny amiko, ary izaho kosa, raha ny amin'izao tontolo izao.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanomboana
Ary Izy nitondra ny...
Izao tontolo izao
Aza tia izao tontolo...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny sasany mitoky amin'ny kalesy, ary ny sasany amin'ny soavaly;Fa raha izahay kosa, dia ny anaran'i Jehovah Andriamanitray no hoderainay.