Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny;
tahaka ny endrik'Andriamanitra no namoronany azy;
lahy sy vavy no namoronany azy.
tahaka ny endrik'Andriamanitra no namoronany azy;
lahy sy vavy no namoronany azy.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Famoroana izao tontolo izao
Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Hatsàra
Tsara avokoa izato bikanao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho;Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy;
Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may,
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo.Andinin-teny manaraka !