- Fa ankehitriny efa mahazo fanompoam-pivavahana tsara noho ny an'ireny Izy, dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin'ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin'ny teny fikasana tsara lavitra.
- Fa hamindra fo amin'ny tsi-fahamarinany Aho,
Ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fifanarahana
Koa aoka ho fantatrao...
Mpanelanelana
Fa iray no Andriamanitra...
Fampanantenana
Aza matahotra ianao, fa...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Raha izay re aho no tsy nanantena hahita ny fahasoavan'i Jehovahamin'ny tanin'ny velona.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Aoka tsy handao anao ny famindram-po sy ny fahamarinana;Afehezo eo am-bozonao izany,
Ary soraty ao amin'ny fonao tahaka ny amin'ny vato fisaka,
Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara
Eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ianao.Andinin-teny manaraka !
