DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Isaia 41:4

Iza moa no nanao sy nahavita izany,
sady miantso ny taranaka maro hatramin'ny taloha?
Izaho Jehovah no voalohany,
ary hatramin'ny farany dia mbola Izaho ihany no Izy.
Isaia 41:4 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ary izao no fahasahiana ananantsika eo anatrehany: Raha mangataka zavatra araka ny sitrapony isika, dia mihaino antsika Izy.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra, Izay mampionona anay amin'ny fahorianay rehetra mba hahaizanay mampionona izay rehetra mitondra fahoriana kosa, anin'ny fampiononana izay ampiononan'Andriamanitra anay.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana